Société Générale Madagasikara
SOAFÔNE (NOUVEAU)
AHOANA TSARA HOE ??
EN BREF
Tolotra vaovao SOAFÔNE ato amin’ny Société Générale :
- Smartphone azonao eo no ho eo vantany vao vita sonia ny fampindramam-bola.
- Efa misy « applications » SG CONNECT (fanarahana ny kaonty Société Générale Madagasikara) sy YUP (fandefasana sy fandraisana vola YUP).
- Saran’ny fikarakarana maimaim-poana
- Averina 54.000 Ar TTC isam-bolana monja ao anatin’ny 12 volana+
Mbola afaka mindrana vola fanampiny ihany koa ianao ho an’ny fikasanao hafa :
- SOAFENO MAIKA
- SOAFENO EXPRESS
- SOAFENO AUTO-MOTO
NY TARATASY ILAINA
Raha mbola tsy manana kaonty :
- Dika mitovy amin’ny Kara-panondro
- Fanamarinam-ponenana (1) latsaky ny 3 volana
- Sary tapaka (1)
Raha hanao findramam-bola SOAFÔNE na SOAFENO :
- Dika mitovy amin’ny Kara-panondro
- Fanamarinam-ponenana latsaky ny 3 volana + « Plan d’accès » an’ny trano fonenana
- « Fiches de paie » 3 farany
- Taratasy manamarina ny niasana herintaona (raha mpanjifa vaovao)
- « Relevés de compte » 6 farany raha mpanjifan’ny banky hafa